Cour d’appel d’Antananarivo l’avocat général Marius Arnaud devient le défenseur de DATALINK

Incroyable mais vrai, dans un procès en appel où c’est le Ministère public qui a fait également appel, l’avocat général qui représente le ministère publiv devient l’avocat de DATALINK, la société qui a fait l’intrusion.

 

Misaotra andriamatoa filoha

 

Voalohany aloha nyresaka vol, zavatra tianay ho marihina kely angamba mikasika nyv oalazan’ny mpiaro  ny mpitory teo. Voalohany hoe texte rapporté amin’ity toe-javatra ity. Satria ny noteteniny teo dia hoe lasa aloha ityzavatra ity mbola tsy nandeha ny texte mombany cybercriminalité. Eo dia efa misy olana ity zavatra ity, satria approprié ve io texte io ? Nisy tokoa ve ny vol satria raha ny voalaza teo dia  hoe niteny ny expert hoe tsy fantantra hoe inona marina no nangalariny tao.

Raha tsy fantatra ara ny zavatra nangalariny tao dia ahoana no hitenenantsika hoe nisy vol, satria tokony ho fantatra anie hoe izao zany ny zavatra nangalarina vao tena mitombona izay vol izay point faharoa izay

 

point fahatelo ihany koa momba ny resaka adresse IP

miara mahalala isika fa mpitsara ny asako, za tsy mahay an’izany informatique izany tsy nianatra an’izany aho mety bureautique fotsiny no nianarako, fa afaka manao fanamby aminareo eto aho milaza etoany fa resaka adresse IP dia afaka miditra amin’ny adresse IP anareo eto aho. Omeko logiciel 1, 2, 3 fotsiny nareo, exemple hoe cyberghost, ghost zany angatra, na ha ohatran’ny hoe zavatra virtuel zany

raha andefa amin’ny adresse mail zaho, ohatra fotsiny, na ataontsika hoe hiditra any aminareo any aho, azoko atao tsara zany noho nyny teknolojia : omeo ana ny adresse mail anareo dia hiteny aminare0 zaho hoe hidirako ny adresse mail anareo andefasako message ny adresse mail anareo makany amin’ny president de la républiqe, opaiko io filohampirenena io. ianareo no mahazo loza fa tsy tonga aty amiko mihitsy izany zavatra izany possible izany tompoko azoko prouver-na aminareo

mety aho andeha via makany tailan makany états-unis, makany chine, in-5 in-6 miova adresse ip zaho, izay tsy ahitana ahy mihitsy, zay tsy ahitanareo ahy mihitsy, zay vao mety ho tonga amin’ny adresse ip nandefa an’io mail io nakany amin’ny président. Mety tsy ho ita mihitsy izany mety ho ita ihany koa fa raha adresse ip hoe iza source nadefasana an’ity

mety tsy ho ita izany na ho ingénieur manahoana no hijery an’izany na expert manahoana tsy ho itany izany

mety ho itany ihany koa raha tiako asehony hoe niditra tao aminao tao zaho

eo tsika zany misy olana be par rapport an’ity zavatra ity hoe

ny polana dia tsotra fotsiny hoe : niditra tao tokoa ve ity ?????

zy atao hoe hita fa niditra tao. azoko atao zany na zao olona tsotra zao, tsy mahalala fahalalana ninoninona fantatro fotsiny ny logiciel mijery aho mi-tape fotsiny amin’ny google hoe ahoana ny manao fake mail na fake ip na zavatra ohatra’izany, possible zany zavatra izany azoko démontrer-na na koa maka ordinateur eto tsika maka connexion eto tsika possible zany zavatra izany

Ka le fait hoe nisokatra ilay izy hita taratra hoe nisokatra ilay izy hita taratra tao hoe nandalo teo, nijery teo i Datalink dia possible izany zavatra izany, tsy mikika ninoninona nefa izany hoe io tokoa nanao inona na nanao inona, zay noteneniko eto hoe ra izay zavatra izay no hoetitsika eto

diaitazayhoetsymakaizalohatraizany par rapport amin’ny pouvoir ‘ny technologie ankehitriny fa tout est possible en matière na informatique sy nouvelle technologie ami’nizaotsikamitenyizao

 

makanyamin’ny abus de confiencetsyhidirakoinysatriaefanotnennikoteohoezaony possibilité hoenajanonailayizylasa tsisyfanejeahana satriaresaka adresse-mot de passe na ordi porta tsymaintsytokonyaverinanohonahatonganyhoeizayangambanytsy hi??? ny ???

fa nefa tokony hoe mot de passe ny resaka adresse ip any amin’ny admin no tokony heverina

 

fahatelo raha atambatra izy roa ireo amin’ny resaka element moral, inina moa tompoko ny hoe intentionde nuire sendra nisy teo ka ni nuire marina tamin’io zavatra atoroatsika eto zany ny fidiran’ny olona izay tsy fantatra akory satria azon’ny n’importe qui hidirana na amon’iza na amin’iza ary ita tsika tena mazava hoazy amin’ireny ankehitriny ireny na hatramin’ny maison blanche na train’iza na tramin’iza possible daholo azo hidirana izany tsy misy zany tsy misy zany hoe techologie tena hoe faillible à 100% zany ka tsy hafaka hiditra any na iza na iza

hitantsika reny cybercriminalité isankarazany ireny pirate isankarazany ireny [mpampiasa] zany manazava mandrava amin’izao fotoana izao feno na ho aiza tsika na ho aiza tsika afaka miditra

hatramin’ny jeux aza aintsika ny atao hoe candy creush, candy crush no lalaovin’ny tout le monde nefa inona ny dikany ambadiky ny candy crush : mitsikilo ny fiainan’ny tokatranon’ny tsirayray ny amerikana ary manao écoute ny retraretra ary ny ??? dia be ihany koa ireo afaka manao an’izany dikan’nizay tout est possible en matière na informatique fa izany no mahatonga anay hoe an’izany dia tokony ??? mahita zahay fa na ny element maro tenenitsika eto zany dia tsy hitanay hoe inona lohatra no izy ary manomboka izay nareo ihany koa moa mpamoaka didy

???

hitenenanay fotsiny hoe possible ny zavatra rehetra rehetra

akininaamin’nyfahendren’nyfitsarana